Eksodosy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary niala tao an-tany efitr’i Sina+ ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely, ka nozarazarain’izy ireo ho ampahany maromaro ny lalany, araka ny baikon’i Jehovah.+ Koa nitoby tao Refidima+ ny vahoaka, nefa tsy nisy rano hosotroiny tao. Nomery 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Io no voalohany niaingan’izy ireo, araka ny baikon’i Jehovah nampitaina tamin’i Mosesy.+
17 Ary niala tao an-tany efitr’i Sina+ ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely, ka nozarazarain’izy ireo ho ampahany maromaro ny lalany, araka ny baikon’i Jehovah.+ Koa nitoby tao Refidima+ ny vahoaka, nefa tsy nisy rano hosotroiny tao.