FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia tonga i Mosesy, ka nolazainy tamin’ny vahoaka ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didy rehetra havoaka amin’ny fitsarana.+ Koa niara-niredona ny olona hoe: “Vonona hanao izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+

  • Nomery 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa nijanona andro maro teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia nankatò ny didin’i Jehovah ny zanak’Israely ka tsy niainga.+

  • Deoteronomia 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Tiavo foana i Jehovah Andriamanitrao,+ ary ataovy mandrakariva ny adidinao aminy, ka tandremo foana ny lalàny sy ny didim-pitsarany+ ary ny didiny.

  • Josoa 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy nandao ny rahalahinareo ianareo nandritra ireny andro maro+ ireny ka mandraka androany, sady nitandrina ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara