FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Raha vao tonga tany izy, dia nitsoka anjombona+ nanerana ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Ary niara-nidina taminy avy tany amin’ilay faritra be tendrombohitra ny zanak’Israely, ary izy no mpitarika azy ireo.

  • Mpitsara 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia samy nitsoka ny anjombony+ sy namotipotika an’ireo siny lehibe izy telo toko. Ary noraisin’izy ireo tamin’ny tanany havia ny fanilo, fa ny tanany havanana kosa nihazona ny anjombona hotsofiny. Dia niantso mafy izy ireo hoe: “Sabatr’i Jehovah+ sy Gideona!”

  • 2 Tantara 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary mitarika anay ilay tena Andriamanitra+ sy ny mpisorony+ ary ny trompetra fanairana+ izay hotsofina rehefa hamely anareo izahay. Koa aza miady amin’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo,+ ry zanak’Israely ô, fa tsy handresy ianareo.”+

  • 1 Korintianina 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha tsy mazava tsara tokoa ny antso ataon’ny trompetra, iza no hiomana hiady?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara