Eksodosy 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nanomboka niakatra ny papelika*+ tamin’ny takariva ka nanenika ny toby. Ary nisy ando manodidina ny toby nony maraina.+ Salamo 78:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nandrotsahany sakafo be dia be toy ny vovoka izy ireo,+Dia voro-manidina maro be toy ny fasika any an-dranomasina.+ Salamo 105:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nangataka hena izy ireo, ka nandefasany papelika.+Ary novokisany mofo avy any an-danitra izy ireo.+
13 Koa nanomboka niakatra ny papelika*+ tamin’ny takariva ka nanenika ny toby. Ary nisy ando manodidina ny toby nony maraina.+
27 Nandrotsahany sakafo be dia be toy ny vovoka izy ireo,+Dia voro-manidina maro be toy ny fasika any an-dranomasina.+
40 Nangataka hena izy ireo, ka nandefasany papelika.+Ary novokisany mofo avy any an-danitra izy ireo.+