Levitikosy 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa raha fotsy kosa ny tasy eo amin’ny hoditra, ary tsy lalina noho ny hoditra no fahitana azy, sady tsy lasa fotsy ny volo eo aminy, dia hatokan-toerana+ fito andro ilay marary.
4 Fa raha fotsy kosa ny tasy eo amin’ny hoditra, ary tsy lalina noho ny hoditra no fahitana azy, sady tsy lasa fotsy ny volo eo aminy, dia hatokan-toerana+ fito andro ilay marary.