Levitikosy 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoharatany daholo ny volo eo amin’ny lohany+ sy ny saokany ary ny volomaso eo ambony masony, amin’ny andro fahafito. Eny, hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary hanasa ny akanjony izy, sady handro amin’ny rano, ka hadio.
9 Dia hoharatany daholo ny volo eo amin’ny lohany+ sy ny saokany ary ny volomaso eo ambony masony, amin’ny andro fahafito. Eny, hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary hanasa ny akanjony izy, sady handro amin’ny rano, ka hadio.