Ezekiela 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary vitao hatramin’ny farany ireo andro ireo. “Dia mandria indray amin’ny ilanao havanana ka ento mandritra ny efapolo andro ny fahadisoan’ny taranak’i Joda.+ Andro iray hosoloako taona iray, eny, andro iray hosoloana taona iray.+
6 ary vitao hatramin’ny farany ireo andro ireo. “Dia mandria indray amin’ny ilanao havanana ka ento mandritra ny efapolo andro ny fahadisoan’ny taranak’i Joda.+ Andro iray hosoloako taona iray, eny, andro iray hosoloana taona iray.+