Salamo 60:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Efa nanary anay ianao Andriamanitra ô, ary efa nanafika anay ka nampiparitaka ny tafikay.+Tezitra ianao, nefa mba ataovy mahazo sitraka aminao indray izahay.+ Salamo 108:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy ianao ve no efa nanary anay, Andriamanitra ô,+Sady tsy niaraka tamin’ny tafikay, na dia Andriamanitray aza?+
60 Efa nanary anay ianao Andriamanitra ô, ary efa nanafika anay ka nampiparitaka ny tafikay.+Tezitra ianao, nefa mba ataovy mahazo sitraka aminao indray izahay.+
11 Tsy ianao ve no efa nanary anay, Andriamanitra ô,+Sady tsy niaraka tamin’ny tafikay, na dia Andriamanitray aza?+