-
Levitikosy 4:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Dia hesoriny daholo ny tavin’ilay fanatitra, sahala amin’ny fanao rehefa manala ny tavin’ny vantotr’ondrilahy atao sorona iombonana. Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara ireo, mba hidona-tsetroka eo ambony fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotan’ilay olona, ka havela ny helony.+
-