Levitikosy 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Niteny ratsy sy nanozona+ an’ilay Anarana+ io zanaky ny vehivavy israelita io. Dia nentina tany amin’i Mosesy izy.+ Selomita no anaran-dreniny, izay zanakavavin’i Dibry, avy amin’ny fokon’i Dana. Isaia 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+
11 Niteny ratsy sy nanozona+ an’ilay Anarana+ io zanaky ny vehivavy israelita io. Dia nentina tany amin’i Mosesy izy.+ Selomita no anaran-dreniny, izay zanakavavin’i Dibry, avy amin’ny fokon’i Dana.
23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+