Levitikosy 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ento mivoaka ny toby ilay nanozona.+ Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan-dralehilahy izay rehetra nandre azy.+ Dia hitora-bato azy ny vahoaka manontolo.+
14 “Ento mivoaka ny toby ilay nanozona.+ Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan-dralehilahy izay rehetra nandre azy.+ Dia hitora-bato azy ny vahoaka manontolo.+