23 Fa ny mikomy+ dia mitovy amin’ny manao sikidy,+ izay fahotana, ary ny minia miana-kendry dia mitovy amin’ny mampiasa herin’ny maizina sy terafima.*+ Nanda ny tenin’i Jehovah+ ianao, ka laviny tsy ho mpanjaka.”+
8 Manaram-po amin’ny nofinofy toy izany koa anefa ireny olona ireny,+ ka mandoto ny nofo, sy tsy miraharaha ny manana fahefana,+ ary manevateva ny manana voninahitra.+