Eksodosy 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary rahampitso maraina, dia ho hitanareo tokoa ny voninahitr’i Jehovah,+ satria henony ny fimenomenonanareo tamin’i Jehovah. Fa izahay moa no iza no imenomenonanareo?” Nomery 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+ Nomery 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny vahoaka manontolo+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+
7 Ary rahampitso maraina, dia ho hitanareo tokoa ny voninahitr’i Jehovah,+ satria henony ny fimenomenonanareo tamin’i Jehovah. Fa izahay moa no iza no imenomenonanareo?”
10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+
19 Ary novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny vahoaka manontolo+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+