FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia hatao eo amin’ny handrin’i Arona ilay izy. Ary i Arona no hampamoahina noho izay fahadisoana atao amin’ireo zava-masina+ hohamasinin’ny zanak’Israely, dia ny fanomezany masina rehetra. Ary ho eo amin’ny handrin’i Arona foana ilay izy, mba hahazoan’izy ireo sitraka+ eo anatrehan’i Jehovah.

  • Levitikosy 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Ary hanao ny adidiny amiko izy ireo, sao ho lasa fahotany ny tsy fanaovany izany, ka ho faty izy,+ satria nanazimbazimba zava-masina. Izaho no Jehovah izay manamasina azy ireo.

  • Nomery 18:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana ny Levita. Izy ireo no hampamoahina noho ny fahadisoan’ny vahoaka.+ Izao no lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra hatramin’ny taranakareo fara mandimby: Tsy hahazo lova eo amin’ny zanak’Israely ny Levita.+

  • Hebreo 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mahay mitondra mora an’ireo tsy mahalala sy manao hadisoana izy, satria ny tenany koa aza mba voahodidin’ny fahalemeny+ ihany,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara