Nomery 1:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Isaky ny hifindra ny tranolay, dia handrava azy ny Levita.+ Isaky ny hitoby ny tranolay, dia hanangana azy ny Levita. Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona eo.+ Nomery 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tendreo hanao ny asa fisoronana i Arona sy ny zanany.+ Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona ny toerana masina.”+
51 Isaky ny hifindra ny tranolay, dia handrava azy ny Levita.+ Isaky ny hitoby ny tranolay, dia hanangana azy ny Levita. Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona eo.+
10 Ary tendreo hanao ny asa fisoronana i Arona sy ny zanany.+ Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona ny toerana masina.”+