FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia hohanin’i+ Arona sy ny zanany eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny henan’ilay ondry sy ny mofo ao anatin’ilay harona.

  • Levitikosy 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hohanin’i Arona sy ny zanany lahy ao amin’ny toerana masina ny ambin’ilay fanatitra,+ izay hamboarina ho mofo tsy misy lalivay.+ Eo an-tokotanin’ny tranolay fihaonana no hihinanany azy.

  • Levitikosy 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hohaninareo ao amin’ny toerana masina izany,+ satria anjaranao sy ny zanakao lahy avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, fa izany no nandidiana ahy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara