2 Samoela 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy hanan-tsiny+ eo anatrehany aho,Sady hitandrin-tena tsy hanao fahadisoana.+ Salamo 37:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fantatr’i Jehovah ny fiainan’ny tsy manan-tsiny,+Ary haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny lovan’izy ireo.+ Matio 5:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Koa tsy maintsy lavorary ianareo, tahaka ny Rainareo any an-danitra izay lavorary.+ 2 Petera 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa satria miandry izany zavatra izany ianareo, ry malala, dia ataovy izay rehetra azonareo atao mba ho hitany ho tsy misy pentina+ sy tsy misy tsiny ary ao amin’ny fihavanana ianareo,+ amin’ny farany.
18 Fantatr’i Jehovah ny fiainan’ny tsy manan-tsiny,+Ary haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny lovan’izy ireo.+
14 Koa satria miandry izany zavatra izany ianareo, ry malala, dia ataovy izay rehetra azonareo atao mba ho hitany ho tsy misy pentina+ sy tsy misy tsiny ary ao amin’ny fihavanana ianareo,+ amin’ny farany.