Levitikosy 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Aza mihinan-javatra mbola misy ra.+ “‘Aza mitady fambara+ na mampiasa herin’ny maizina.+ 2 Mpanjaka 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony. 2 Mpanjaka 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nandoro* ny zanany tao anaty afo izy,+ sady nampiasa herin’ny maizina+ sy nitady fambara ary nampiasa mpamoha angatra+ sy mpilaza ny hoavy.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy mba hampahatezitra azy, ary be tokoa ny ratsy vitany.
2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.
6 Ary nandoro* ny zanany tao anaty afo izy,+ sady nampiasa herin’ny maizina+ sy nitady fambara ary nampiasa mpamoha angatra+ sy mpilaza ny hoavy.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy mba hampahatezitra azy, ary be tokoa ny ratsy vitany.