Josoa 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary novonoin’ny zanak’Israely tamin’ny sabatra i Balama zanak’i Beora,+ ilay mpisikidy,+ ka niara-novonoiny tamin’ny hafa koa.
22 Ary novonoin’ny zanak’Israely tamin’ny sabatra i Balama zanak’i Beora,+ ilay mpisikidy,+ ka niara-novonoiny tamin’ny hafa koa.