Josoa 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ireo no tanàna nomena ho an’ny zanak’Israely rehetra sy ho an’ny vahiny monina eo aminy, mba handosiran’izay nahafaty olona* tsy nahy.+ Amin’izay dia tsy ho fatin’ny tanan’ny mpamaly ra izy, mandra-pijorony eo anatrehan’ny vahoaka.+
9 Ireo no tanàna nomena ho an’ny zanak’Israely rehetra sy ho an’ny vahiny monina eo aminy, mba handosiran’izay nahafaty olona* tsy nahy.+ Amin’izay dia tsy ho fatin’ny tanan’ny mpamaly ra izy, mandra-pijorony eo anatrehan’ny vahoaka.+