Eksodosy 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa raha misy maty kosa vokatr’izany, dia tsy maintsy manome aina* ho solon’ny aina ianao,+ Levitikosy 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tapaka ho solon’ny tapaka, maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify. Izay takaitra nampitondrainy an’ilay olona no hatao aminy koa.+ Matio 5:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Efa renareo fa voalaza hoe: ‘Maso ho solon’ny maso ary nify ho solon’ny nify.’+
20 Tapaka ho solon’ny tapaka, maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify. Izay takaitra nampitondrainy an’ilay olona no hatao aminy koa.+