Nomery 31:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nahatezitra an’i Mosesy ireo lehilahy voatendry ho isan’ny tafika,+ dia ireo lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato, izay tonga avy tany an’ady, Deoteronomia 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo.
14 Ary nahatezitra an’i Mosesy ireo lehilahy voatendry ho isan’ny tafika,+ dia ireo lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato, izay tonga avy tany an’ady,
18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo.