Ohabolana 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Adala izay tsy miraharaha ny anatry ny rainy,+ fa malina kosa izay mihaino fananarana.+ Ohabolana 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Zanaka manao izay mahamenatra sy mahafa-baraka+ ny zanaka mampijaly an-drainy sy mandroaka an-dreniny.+ Ohabolana 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery.
26 Zanaka manao izay mahamenatra sy mahafa-baraka+ ny zanaka mampijaly an-drainy sy mandroaka an-dreniny.+
17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery.