FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 11:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Koa raha vao nahita azy i Jefta, dia nandrovitra ny fitafiany+ sady nilaza hoe: “Indrisy, ry zanako vavy! Nampitanondrika ahy tokoa ianao, ary ianao indray ity no noroahiko. Fa efa niloa-bava tamin’i Jehovah aho, ka tsy afaka mivadika amin’ny teniko.”+

  • 1 Samoela 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Efa reraka ireo lehilahy israelita tamin’iny andro iny, nefa i Saoly mbola nampianiana ny olona ihany,+ hoe: “Voaozona izay olona mihinan-kanina alohan’ny takariva, mandra-pamitako ny valifatiko+ amin’ny fahavaloko!” Dia tsy nisy nihinan-kanina ny olona.+

  • Matio 5:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara