Eksodosy 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Raha alainao ho antoka+ ny fitafian’ny namanao, dia tokony haverinao aminy izany rehefa milentika ny masoandro. Eksodosy 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa iny ihany no mba firakofany,+ ary iny no lamba fitafy anaronany ny tenany. Koa inona no hoentiny matory? Dia hitaraina amiko izy, ka hohenoiko tokoa satria tsara fanahy aho.+
26 “Raha alainao ho antoka+ ny fitafian’ny namanao, dia tokony haverinao aminy izany rehefa milentika ny masoandro.
27 Fa iny ihany no mba firakofany,+ ary iny no lamba fitafy anaronany ny tenany. Koa inona no hoentiny matory? Dia hitaraina amiko izy, ka hohenoiko tokoa satria tsara fanahy aho.+