Eksodosy 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Raha manana ady ny mahantra, dia aza amboamboarina ny didim-pitsarana.+ 2 Tantara 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo,+ satria tsy ho an’ny olona no itsaranareo, fa ho an’i Jehovah.+ Ary momba anareo izy amin’ny fitsarana ataonareo.+ Ohabolana 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Samy zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ na izay manameloka ny marina,+ na izay manamarina ny meloka.+ Ohabolana 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianao hisoka-bava, ka hitsara araka ny rariny ary hiady ho an’ny ory sy ny mahantra.+ Isaia 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ary izay manamarina ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+ sady manaisotra amin’ny olo-marina ny fahamarinany!+
6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo,+ satria tsy ho an’ny olona no itsaranareo, fa ho an’i Jehovah.+ Ary momba anareo izy amin’ny fitsarana ataonareo.+
15 Samy zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ na izay manameloka ny marina,+ na izay manamarina ny meloka.+
23 ary izay manamarina ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+ sady manaisotra amin’ny olo-marina ny fahamarinany!+