Deoteronomia 4:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Koa tandremo ny fitsipiny+ sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa+ foana ianao sy ny taranakao, ary mba ho lava andro iainana ianao eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao+ anao.” 1 Petera 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izay tia ny fiainana sy te hahita andro soa,+ dia aoka izy hitandrina ny lelany+ mba tsy hilaza zava-dratsy, ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.+
40 Koa tandremo ny fitsipiny+ sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa+ foana ianao sy ny taranakao, ary mba ho lava andro iainana ianao eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao+ anao.”
10 “Izay tia ny fiainana sy te hahita andro soa,+ dia aoka izy hitandrina ny lelany+ mba tsy hilaza zava-dratsy, ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.+