31 Dia nino ny vahoaka.+ Ary rehefa ren’izy ireo fa efa nitsinjo+ ny zanak’Israely i Jehovah, sady nahita ny fahoriany,+ dia niondrika sy niankohoka izy ireo.+
34 Hitako tokoa ny fampahoriana ny oloko any Ejipta,+ ary efa reko ny fitarainany+ ka nidina hanafaka azy aho.+ Koa avia ianao hirahiko ho any Ejipta.’+