Deoteronomia 14:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Isaky ny telo taona, dia ento manontolo ny ampahafolon’ny vokatrao amin’ilay taona fahatelo,+ ka apetraho ao an-tanànanao.
28 “Isaky ny telo taona, dia ento manontolo ny ampahafolon’ny vokatrao amin’ilay taona fahatelo,+ ka apetraho ao an-tanànanao.