FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 47:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa tonga ilay andro handrobana ny Filistinina+ rehetra sy handringanana an’ireo sisa niangana, izay nanampy+ an’i Tyro+ sy Sidona.+ Horobain’i Jehovah mantsy ny sisa tavela amin’ireo Filistinina+ avy any amin’ny nosy Kaftora.+

  • Amosa 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “‘Tsy mitovy amin’ny taranaky ny Kosita ihany ve ianareo amiko, ry zanak’Israely?’, hoy i Jehovah. ‘Tsy nentiko niakatra avy tany Ejipta ve ny Israely,+ ary avy tany Kreta ny Filistinina,+ ary avy tany Kira i Syria?’+

  • Asan’ny Apostoly 27:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Rehefa nitsoka nalefaka ny rivotra avy any atsimo, dia nihevitra izy ireo fa efa ho tanteraka ny fikasany, ka nampiakatra ny vatofantsika izy ary nanara-morona an’i Kreta.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara