FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.

  • Deoteronomia 4:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 sy Araba+ manontolo any amin’ny ilany atsinanana amin’ny faritr’i Jordana, ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba,+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga.+

  • Josoa 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Azy koa ny ilany atsinanana amin’i Araba+ manomboka any amin’ny ranomasin’i Kinereta+ ka hatrany amin’ny ilany atsinanana amin’ny ranomasin’i Araba, izany hoe ny Ranomasin-tsira,+ tandrifin’i Beti-jesimota,+ ary mianatsimo eo am-pototry ny tehezan’i Pisga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara