FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+

  • 1 Mpanjaka 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ankatoavy i Jehovah Andriamanitrao ka mandehana amin’ny lalana atorony,+ ary tandremo ny lalàny sy ny didiny sy ny didim-pitsarany+ ary ny fampahatsiahivany, araka izay voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy.+ Amin’izay dia ho malina ianao amin’izay rehetra hataonao sy any amin’izay rehetra halehanao,

  • Matio 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa hoy i Jesosy taminy: “Nahoana aho no anontanianao ny amin’izay tsara? Tsy misy afa-tsy Iray ihany no tsara.+ Raha te hiditra any amin’ny fiainana anefa ianao, dia tandremo hatrany ny didy.”+

  • 1 Jaona 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara