Levitikosy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny vadin-drainao,+ fa fitanjahan-drainao ihany izany. 2 Samoela 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nananganan’izy ireo tranolay teo an-tampon-trano i Absaloma,+ ka nanao firaisana tamin’ireo vadikelin-drainy+ teo imason’ny Israely rehetra.+ 1 Korintianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Re fa misy fijangajangana+ eo aminareo, ary fijangajangana tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Re tokoa fa misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny vadin-drainy.+
22 Koa nananganan’izy ireo tranolay teo an-tampon-trano i Absaloma,+ ka nanao firaisana tamin’ireo vadikelin-drainy+ teo imason’ny Israely rehetra.+
5 Re fa misy fijangajangana+ eo aminareo, ary fijangajangana tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Re tokoa fa misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny vadin-drainy.+