Eksodosy 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Aza mamono olona.+ Eksodosy 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izay mamely olona ka mahafaty azy, dia tsy maintsy vonoina ho faty.+ Levitikosy 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Raha misy mamely olona* ka mahafaty azy, dia tsy maintsy vonoina ho faty koa izy.+ Nomery 35:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aza mandray ny vidin’ny fanavotana ny ain’ny mpamono olona izay mendrika ny ho faty,+ fa tsy maintsy vonoina ho faty izy.+
31 Aza mandray ny vidin’ny fanavotana ny ain’ny mpamono olona izay mendrika ny ho faty,+ fa tsy maintsy vonoina ho faty izy.+