Deoteronomia 11:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 eny, fitahiana raha toa ianareo ka mankatò ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo,+ izay andidiako anareo anio, Deoteronomia 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao:
27 eny, fitahiana raha toa ianareo ka mankatò ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo,+ izay andidiako anareo anio,
2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao: