Deoteronomia 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Koa ataoko eo anatrehanareo anio ny fitahiana sy ny ozona,+ Deoteronomia 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao:
2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao: