FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 27:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Alaivo i Josoa zanak’i Nona, fa lehilahy manana toetra miavaka+ izy. Ametraho tanana izy,+

  • Deoteronomia 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary tendreo ho mpitarika+ i Josoa, ka ampaherezo sy hatanjaho fa izy no hiampita+ eo alohan’ity firenena ity, ary izy no hampandova azy ilay tany izay ho hitanao.’+

  • Josoa 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Efa maty i Mosesy mpanompoko.+ Koa mandehana miampita an’irỳ Jordana irỳ ianao sy ity vahoaka manontolo ity, mba hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely.+

  • Josoa 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tamin’izay andro izay no nanandratan’i Jehovah an’i Josoa teo imason’ny zanak’Israely rehetra.+ Koa nanomboka natahotra azy izy ireo, tahaka ny natahoran’izy ireo an’i Mosesy nandritra ny androm-piainany.+

  • Asan’ny Apostoly 7:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary nolovan’ny razantsika ilay tranolay, ka nampidiriny tao amin’ny tanin’ireo firenena+ noroahin’Andriamanitra teo anoloan’ny razantsika.+ Nampiditra azy io tany izy ireo, niaraka tamin’i Josoa,+ ka tao foana ilay izy mandra-pahatongan’ny andron’i Davida.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara