2 Samoela 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razanao+ ianao, dia hotendreko ny taranaka handimby anao izay haterakao, ary hataoko mafy orina tokoa ny fanjakany.+ Jaona 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+
12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razanao+ ianao, dia hotendreko ny taranaka handimby anao izay haterakao, ary hataoko mafy orina tokoa ny fanjakany.+
13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+