Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Deoteronomia 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Rehefa hoentin’i Jehovah Andriamanitrao any amin’ilay tany, izay efa nianianany tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao homena anao+ ianao, ka hahazo tanàna lehibe sady tsara tarehy izay tsy naorinao,+
18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
10 “Rehefa hoentin’i Jehovah Andriamanitrao any amin’ilay tany, izay efa nianianany tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao homena anao+ ianao, ka hahazo tanàna lehibe sady tsara tarehy izay tsy naorinao,+