Mpitsara 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra+ nofidinareo.+ Aoka ireny no hamonjy anareo amin’ny fotoana ahitanareo fahoriana.” Jeremia 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Fa aiza ireo andriamanitra nataonareo?+ Aoka ireny no hitsangana raha mahavonjy anareo amin’ny fotoana mahory anareo.+ Fa mitovy isa amin’ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+
14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra+ nofidinareo.+ Aoka ireny no hamonjy anareo amin’ny fotoana ahitanareo fahoriana.”
28 “Fa aiza ireo andriamanitra nataonareo?+ Aoka ireny no hitsangana raha mahavonjy anareo amin’ny fotoana mahory anareo.+ Fa mitovy isa amin’ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+