Nomery 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nesorin’i Mosesy tamin’i Arona ny akanjo maha mpisorona azy, ka nampitafiany an’i Eleazara zanany. Dia maty teo an-tampon’ilay tendrombohitra i Arona.+ Ary nidina avy tany an-tendrombohitra i Mosesy sy Eleazara. Nomery 33:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia niakatra tao amin’ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny baikon’i Jehovah, ary maty tao izy tamin’ny taona fahefapolo nivoahan’ny zanak’Israely avy tany Ejipta, tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy.+
28 Ary nesorin’i Mosesy tamin’i Arona ny akanjo maha mpisorona azy, ka nampitafiany an’i Eleazara zanany. Dia maty teo an-tampon’ilay tendrombohitra i Arona.+ Ary nidina avy tany an-tendrombohitra i Mosesy sy Eleazara.
38 Dia niakatra tao amin’ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny baikon’i Jehovah, ary maty tao izy tamin’ny taona fahefapolo nivoahan’ny zanak’Israely avy tany Ejipta, tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy.+