Deoteronomia 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+ Asan’ny Apostoly 7:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ianareo no nandray ny Lalàna nampitain’ny anjely,+ nefa tsy nitandrina izany.”
8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+