13 Tsy noroahin’ny+ zanak’Israely anefa ny Gesorita sy ny Makatita, ka mbola mitoetra eo amin’ny Israely mandraka androany ny mponina tao Gesora+ sy Makata.
3 Ny faharoa dia i Kileaba,+ zanany tamin’i Abigaila,+ ilay vadin’i Nabala Karmelita, ary ny fahatelo dia i Absaloma+ zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay+ mpanjakan’i Gesora.