Levitikosy 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza miala eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ianareo sao maty.+ Nasiana menaka masina fanosorana avy amin’i Jehovah mantsy ianareo.”+ Dia nanao araka ny tenin’i Mosesy ireo.
7 Aza miala eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ianareo sao maty.+ Nasiana menaka masina fanosorana avy amin’i Jehovah mantsy ianareo.”+ Dia nanao araka ny tenin’i Mosesy ireo.