FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.”

  • Deoteronomia 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ary mankanesa any amin’ny Levita mpisorona+ sy izay mpitsara+ am-perinasa amin’izany fotoana izany ka anontanio ireo, fa ireo no hilaza aminao ny didim-pitsarana.+

  • Jeremia 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy izy ireo: “Andao isika hanao tetika hamelezana an’i Jeremia,+ satria tsy ho foana eo am-bavan’ny mpisorona ny lalàna,+ ary tsy ho foana ny torohevitra avy amin’ny olon-kendry, na ny teny avy amin’ny mpaminany.+ Andao isika hiampanga+ an’i Jeremia, ary aza misy miraharaha izay lazainy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara