Josoa 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ lahimatoan’i+ Josefa, eny, nahazo ny anjarany i Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada,+ satria izy lehilahy mpiady.+ Dia lasany i Gileada+ sy Basana.
17 Ary nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ lahimatoan’i+ Josefa, eny, nahazo ny anjarany i Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada,+ satria izy lehilahy mpiady.+ Dia lasany i Gileada+ sy Basana.