Josoa 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa, efa nahazo ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, araka izay efa nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy ireo.+ Izany lovany izany dia: Josoa 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nomen’i Mosesy fanomezana koa ny fokon’i Gada, dia ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany avy,+
8 Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa, efa nahazo ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, araka izay efa nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy ireo.+ Izany lovany izany dia: