FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ilay tany halehanareo erỳ ampita kosa, dia tany be tendrombohitra sy lemaka*+ sady mifoka rano avy amin’ny ranonoran’ny lanitra.

  • Deoteronomia 33:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny amin’i Josefa, dia hoy izy:+

      “Hotahin’i Jehovah mandrakariva anie ny taniny,+

      Ka hahazo zava-tsoa avy any an-danitra, sy ando,+

      Sy rano lalina any ambany+ any,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara