Josoa 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mbola matanjaka toy ny tamin’ilay andro nanirahan’i Mosesy ahy anefa aho.+ Tahaka ny hery nentiko niady tamin’izany ihany ny heriko ankehitriny, na rehefa mivoaka hiady na rehefa miverina avy any.+
11 Mbola matanjaka toy ny tamin’ilay andro nanirahan’i Mosesy ahy anefa aho.+ Tahaka ny hery nentiko niady tamin’izany ihany ny heriko ankehitriny, na rehefa mivoaka hiady na rehefa miverina avy any.+