Eksodosy 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary niresaka nifanatrika tamin’i Mosesy i Jehovah,+ toy ny olona miresaka amin’ny namany. Rehefa niverina nankany an-toby i Mosesy, dia tsy mba niala tao amin’ilay tranolay i Josoa mpanompony+ zanak’i Nona,+ izay mpanampy azy. Eksodosy 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy koa izy: “Tsy afaka mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona afaka mahita ahy ka mbola ho velona ihany.”+ Nomery 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Iresahako mivantana izy,+ fa tsy amin’ny alalan’ny teny saro-pantarina,+ ary ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany.+ Koa nahoana ianareo no tsy natahotra ny hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”+
11 Ary niresaka nifanatrika tamin’i Mosesy i Jehovah,+ toy ny olona miresaka amin’ny namany. Rehefa niverina nankany an-toby i Mosesy, dia tsy mba niala tao amin’ilay tranolay i Josoa mpanompony+ zanak’i Nona,+ izay mpanampy azy.
20 Hoy koa izy: “Tsy afaka mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona afaka mahita ahy ka mbola ho velona ihany.”+
8 Iresahako mivantana izy,+ fa tsy amin’ny alalan’ny teny saro-pantarina,+ ary ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany.+ Koa nahoana ianareo no tsy natahotra ny hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”+